PASKA 2013


easter-bunny

 

ARABAINA NAHATRATRA NY PASKA 2013 DAHOLO INTSIKA EEEEEE

Io fomba fiteny io no tena marina fa tsy ilay hoe: … Arahaba “tratrin’ny” Paska 2013 … (lesona avy any @ vadiko io aaaan)

Mba samia aza mibebaka tsara satria i Jesôsy Kristy no namoy ny ainy teo @ hazo fijaliana noho ny fahotantsika.

Advertisements